Teodasy
Fiseho
I Teodasy na Tadeo dia mpaminany jiosy izay nanatanteraka fahagagana maro sady nahavory olona maro ka mety nitonon-tena ho mesia. Noravan' ny prôkoratora rômana Kospio Fado (Cuspius Fadus) ny vahoaka nanaraka azy ary notapahina ny lohany ka nentina tany Jerosalema tamin' ny taona 44 na 45 na 46.