Aller au contenu

Televiziona Malagasy

Avy amin'i Wikipedia

Ny Televiziona Malagasy (TVM) dia ny mpandefa ny haino aman-jery amin'ny fahitalavitra ary ny firenena sy ny fanjakana malagasy no tompony. Naorina tamin'ny taona 1965 ilay izy tamin'ny vanim-potoana nitondran'iPhilibert Tsiranana.

Mba hahafahan'ilay televiziônam-pirenena manaparitaka ny sary sy ny feo eran'i Madagasikara, dia hofainy amin'ny EutelSat ny faritra 16° Atsinanan'ny Zanabolan'i EutelSat. Torak'izany ihany koa ny fomba fanaparitahany ny feon'ny Radio Madagasikara eo amin'ny onjam-peo FM.[1][2], izay mitondra mari-drefy 99.00Mhz.

Anjara asan’ny TVM amin’ny fiainam-bahoaka
[hanova | hanova ny fango]
  • Fanabeazana:

Manolotra fandaharana manampy ny ankizy sy tanora hianatra sy hivelatra ara-tsaina.[2]

  • Fampandrosoana:

Mampiroborobo ny kolontsaina Malagasy sy manohana ny fiteny Malagasy amin’ny alalan’ny fandaharana manampy amin’ny fiarovana ny maha-izy antsika.

  • Fampahafantarana:

Mitondra vaovao mivantana sy amin’ny fotoana rehetra momba ny zava-mitranga eto an-toerana sy any ivelany.[1]

Fandaharana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Vaovao
  2. Feon-gazety

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  1. 1,0 et 1,1 Télévision Malagasy, la première chaîne publique de Madagascar, renouvelle auprès d'Eutelsat son contrat de location de capacité
  2. 2,0 et 2,1 "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2013-06-24. Retrieved 2012-06-28.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.