Teknika
Fiseho
Ny teknika dia fomba fiasa na vondrona fomba fiasa, izay matetika mifandray amin' ny fahaiza-manao amin' ny asa, mahafaoka ny dingana rehetra amin' ny famokarana sy ny fikojakojana ary ny fitantanana, izay mampiasa fomba fiasa azo avy amin' ny fahalalana siantifika na fomba fiasa tsotra azo avy amin' ny fahaiza-manao ara-javakanto sy ara-taozavatra; izany dia vokatry ny tantaran' ny olombelona manontolo. Azo lazaina ho siansa ampiharina izany.