Hankany amin'ny vontoatiny

Tauraco rossae

Avy amin'i Wikipedia
Tauraco rosae

Ny Tauraco rossae na Musophaga rossae dia vorona afrikanina miloko manga-volomparasy indrindraindrindra, ao amin'ny fianakaviana Musophagidae.

Faritra ahitana azy

[hanova | hanova ny fango]
Faritra ahirana ny Tauraco rosae

Ity vorona ity dia hita indrindra any amin'ny ala, ala misokatra ary toeram-ponenana any Angôla, Bôtsoana, Borondy, Kamerona, Repoblikan' i Afrika Afovoany, Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, Gabôna, Kenia, Roanda, Sodàna Atsimo, Tanzania, Oganda, ary Zambia. Amin'ny ankapobeny dia misoroka ny faritra be ala be izy ireo ary mitombo hatrany ny isan'izy ireo na dia eo aza ny fandrahonana ny fahapotehan'ny toeram-ponenany noho ny fiitran'ny fambolena.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]