Tauraco
Fiseho

Ny Tauraco dia vondron-karazana ao amin' ny fianakaviam-borona Musophagidae. Mifanohitra amin' ny vorona hafa fantatra, ny karazana rehetra ao amin' ny vondrna Tauraco no hany taksôna velona manana fandoko maitso fandoko azon' ny rano levonina, satria ny loko maitso ananan' ny boloky maro (filaharana Psittaciformes) dia noho ny loko miraikitra amin' ny volony fa tsy fandoko.
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]
Araka ny fanasokajiana filamatra (versiôna 14.2, 2024) an' ny International Ornithologists' Union, ny karazana mandrafitra an' io fianakaviana io dia ireto:
- Tauraco violaceus
- Tauraco rossae
- Tauraco macrorhynchus
- Tauraco bannermani
- Tauraco leucolophus
- Tauraco erythrolophus
- Tauraco persa
- Tauraco livingstonii
- Tauraco schalowi
- Tauraco corythaix
- Tauraco schuettii
- Tauraco fischeri
- Tauraco hartlaubi