Taumata­whakatangihanga­koauau­o­tamatea­turi­pukaka­piki­maungah­oronuku­pokai­whenuaki­tanatahu

Avy amin'i Wikipedia
  

Ny Taumata­whakatangihanga­koauau­o­tamatea­turi­pukaka­piki­maungah­oronuku­pokai­whenuaki­tanatahu dia vohitra any Zelandy Vao any amin'ny Nosy Avaratra, ny haabony dia misy 305 metatra. Ny anarany dia anisan'ny lava indrindra miaraka amin'ny litera 85 misy ao. Ny fiavin'ny anarany dia miankina amin'ny maribolan'i Tamatea, razana maorỳ iray. Takelaka iray no manoro ilay anaran-toerana.

Anaran-toerana[hanova | hanova ny fango]

Ny anaran-ilay toerana amin'ny fiteny Maorỳ dia « Taumata-whakatangihanga-kōauau-a-Tamatea-pōkai-whenua-ki-tana-tahu »[1]. Afohezina Taumata na Taumata Hill ny anaran'ilay vohitra mba hanamora ny resaka sy ny fitadidiana azy.

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]