Tartarosy
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ao amin'ny fedrà grika dia Tartarosy no iantsoana ny toerana misy varavaram-by sy tolam-baravarana alimo, izay anonerana ny hadisoana sady ahitana ny fampijaliana rehetra. Ao no ametrahana ireo mpanao heloka bevava. Atao hoe Τάρταρος / Tártaros io toerana io amin'ny teny grika, izay anaran'ny andriamanitra iray manjaka ao amin'io toerana io amin'ny fedrà sy ny finoana grika taloha.