Tarcísio de Freitas
Fiseho
| Tarcísio de Freitas' | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Tarcísio de Freitas' | ||
| Teraka | 19 Jiona 1975 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Tarcísio Gomes de Freitas dia miaramila, injeniera, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i
Brazila teraka ny 19 Jiona 1975 tao
Rio de Janeiro.
Izy no governora faha-64 ao amin'ny fanjakan'i
São Paulo nanomboka tamin'ny 2023. Izy no minisitry ny fotodrafitrasa tao amin'ny governemanta Jair Bolsonaro.
Ary mpikambana ao amin'ny antoko Republicanos.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Tarcísio de Freitas |