Hankany amin'ny vontoatiny

Taranto

Avy amin'i Wikipedia

40°28′N 17°14′E / 40.467°N 17.233°E / 40.467; 17.233

Taranto
-
Velarantany217 km2
Haavo
Isan'ny mponina187,025
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Italia
Fanjakana
Faritany
Faritra Apulia
Tanàna mifanolo-bodirindrinaTaranto

I Taranto dia tanàna misy mponina 187 025 ao amin'ny faritr'i  Apulia ao  Italia ary renivohitry ny faritanin'i Tarento.

Ao amin'ny Hoalan'i Tarento ao amin'ny Ranomasina Ionianina no misy an'i Tarento. Taranto, izay naorin'ny Grika mpanjanaka taloha

Tamin'ny faran'ny taonjato faha-19, lasa toby miaramila an-dranomasina i Taranto.

Ny fanafihana Britanika ny seranan-tsambon'i Taranto tamin'ny 11 Novambra 1940, tamin'ny fampiasana fiaramanidina nalefa avy amin'ny sambo mpitondra fiaramanidina, dia heverina ho modely ho an'ny fanafihana Japoney tao Pearl Harbor herintaona taty aoriana.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]