Hankany amin'ny vontoatiny

Tantsaha

Avy amin'i Wikipedia
Zatovovavy manolotra voankazo ho an'ny mpitsidika ny tranony (izba), 1909. Nafahana tamin'ny fomba ôfisialy tamin' ny taona 1861 ireo izay nanompo teo anivon' ny tontolon' ny tantsaha rosiana. Sary nalain' i Sergey Prokudin-Gorsky.

Ny tantsaha dia olona manao asa fambolena na fiompiana any ambanivohitra ary manana fahaizana manokana amin'ny tany iray. Mivoatra mankany amin'ny asa fivelomana ny tantsaha: mpiompy, mpamboly na mpandraharaha ara-pambolena. Mpiasa amin'ny fambolena na fiompiana tsy indostrialy na mpamboly manana tany voafetra, ny tantsaha, indrindra fa izay niaina tamin'ny Andro Antenatenany, tany Eorôpa, tamin'ny vanim-potoana feôdaly ary mandoa hofany, hetra, sarany, na fanompoana amin'ny tompon-tany.