Tancredo Neves
Fiseho
| Tancredo Neves | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Tancredo Neves | ||
| Teraka | 4 Martsa 1910 | ||
| Toerana | São João del Rei | ||
| Maty | 21 Aprily 1985 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Tancredo de Almeida Neves dia mpitondra fanjakana breziliana teraka ny 4 Martsa 1910, tao São João del Rei (Minas Gerais) ary maty ny 21 Aprily 1985, tao São Paulo (Fanjakan'i
São Paulo).
Minisitry ny Fitsarana, Praiminisitra, ary avy eo Governora, voafidy ho Filohan'ny Repoblika tamin'ny 1985 izy saingy maty talohan'ny nanendrena azy.
Filohan'i Brezila
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Figueiredo (diktatura) | Tancredo Neves | José Sarney 1985-1990 |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Tancredo Neves |