Hankany amin'ny vontoatiny

Tampom-banja

Avy amin'i Wikipedia
Tampom-banja

Ny tampom-banja dia faritra misy hoditra sy somary mivohitra eo anelanelan' ny kibo sy ny taovam-pananahana ivelany. Voaforon' ny tambatsela matavy izy io, ary manomboka maniry eo aminy ny volo rehefa tonga amin' ny vanim-potoanan' ny fahamaotiana ny olona iray.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]