Hankany amin'ny vontoatiny

Talinum

Avy amin'i Wikipedia
Talinum fruticosum

Ny Talinum dia antokon-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka ao amin' ny fianakaviana Talinaceae (nosokajina tao amin' ny Portulacaceae teo aloha) ao amin' ny filaharana Caryophyllales, teratany any amin' ny faritra mafana any Amerika sy atỳ Afrika ary any Azia, izay ahitana karazana maodidina ny 30. Zavamaniry ahitra, mitahiry rano, maniry isan-taona na maharitra mihiatra ny roa taona, izay mety hahatratra haavo 1,5 m izy ireo. Azo hanina ny ravin' ny karazana sasany, indrindra fa ny Talinum fruticosum, izay ambolena betsaka any amin' ny faritra trôpikaly hatao anana. Karazana iray hafa, ny Talinum paniculatum, dia ambolena hatao haingo.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny karazana ao amin' ny Talinum araka ny Plants of the World Online (POWO) (23 Nov 2021):

  • Talinum albiflorum (Appleq.) Christenh. & Byng
  • Talinum ankaranense (Appleq.) Christenh. & Byng
  • Talinum arnotii Hook.f.
  • Talinum aurantiacum Engelm.
  • Talinum boivinianum (Baill.) Christenh. & Byng
  • Talinum bosseri (Appleq.) Christenh. & Byng
  • Talinum caffrum (Thunb.) Eckl. & Zeyh.
  • Talinum crispatulum Dinter
  • Talinum dauphinense (Scott Elliot) Christenh. & Byng
  • Talinum domingense Urb. & Ekman
  • Talinum fruticosum (L.) Juss.
  • Talinum grevei (Danguy) Christenh. & Byng
  • Talinum humbertii (Appleq.) Christenh. & Byng
  • Talinum latifolium (Appleq.) Christenh. & Byng
  • Talinum lineare Kunth
  • Talinum microphyllum (Eggli) Christenh. & Byng
  • Talinum nocturnum Bacig.
  • Talinum pachypodum (Eggli) Christenh. & Byng
  • Talinum paniculatum (Jacq.) Gaertn.
  • Talinum polygaloides Gillies ex Arn.
  • Talinum porphyreum M.Mend. & J.R.I.Wood
  • Talinum portulacifolium (Forssk.) Asch. ex Schweinf.
  • Talinum sonorae D.J.Ferguson
  • Talinum tenuissimum Dinter
  • Talinum tsitondroinense (Appleq.) Christenh. & Byng
  • Talinum tuberosum (Benth.) P.Wilson
  • Talinum xerophilum (Appleq.) Christenh. & Byng

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Maniry eto Madagasikara avokoa sady tsy fahita raha tsy eto ny karazana rehetra izay indraindray apetraka ao amin' ny atokon-javamaniry Talinella. Misy ihany koa ny karazana ao amin' ny Talinum manokana izay maniry eto:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]