Talinella
Fiseho
Ny Talinella dia antokon-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Talinaceae (na tao amin' ny fianakaviana Portulacaceae teo aloha) ao amin' ny filaharana Caryophyllales, izay tsy hita afa-tsy eto Madagasikara. Ahitana karazany manodidina ny 12 izy io. Amin' ny ankapobeny izy ireo dia maka endrika hazobotry kely na zavamaniry mitahiry rano. Matetika ny karazana ao aminy dia ampidirina ao amin' ny antoko Talinum.
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]Inty ny lisitry ny karazana:
- Talinella albidiflora Appleq. (na Talinum albiflorum)
- Talinella ankaranensis Appleq. (naTalinum ankaranense)
- Talinella boiviniana Baill. (naTalinum boivinianum)
- Talinella bosseri Appleq. (naTalinum bosseri)
- Talinella dauphinensis Scott-Elliot (naTalinum dauphinense)
- Talinella grevei Danguy (naTalinum grevei)
- Talinella humbertii Appleq. (na Talinum humbertii)
- Talinella latifolia Appleq. (na Talinum latifolium)
- Talinella microphylla Eggli (na Talinum microphyllum)
- Talinella pachypoda Eggli (na Talinum pachypodum)
- Talinella tsitondroinensis Appleq. (na Talinum tsitondroinense)
- Talinella xerophila Appleq. (na Talinum xerophilum)