Hankany amin'ny vontoatiny

Taksiborosy

Avy amin'i Wikipedia
Taksiborosy ao amin' ny tanànan' i Labé, any Ginea.

Ny taksiborosy, aty Afrika, dia taksy ikambanan' ny mpandeha sady mampitohy tanàna maro. Arakaraka ny fiara, dia mpandeha enina ka hatramin' ny dimy ambin' ny folo, na mihoatra aza, no afaka mipetraka ao ary rehefa feno avokoa ny seza rehetra vao izay manainga. Ity fomba fitaterana ity dia misy any amin' ny firenena rehetra any amin' ny faritra atsimon' i Sahara sy any Maghreb. Any Kôtidivoara, matetika ny taksborosy dia matetika Peugeot 504 break, ary miasa, ankoatra ny hafa, mampitohy an' i Abidjan sy Bassam.