Takamoa elekitrika

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Takamoa elekitrika(230/240 V)

Ny Takamoa elekitrika ( raha amin'ny teny latina ampulla : petit flacon, fiole ary lampe électrique kosa raha amin'ny teny frantsay ) dia fitaovana mifono fitaratra ary natao hamoakana na hanomezana hazavana ka misy hery elekitrika miasa ao aminy. Betsaka ireo karazany Takamoa elekitrika izay niforonin'ireo manam-pahaiza Fizika elekitrika : tioba lavamahitsy, takamoa halozena, takamoa amin'i LED, sns.

Ny niandohany[hanova | hanova ny fango]

Ny fiovoarany[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.