Tahirim-bihy
Fiseho

Ny tahirim-bihy dia tambatsela fitehirizana ao anatin' ny vihim-boa ao amin' ny zavamaniry mamony (Angiospermae), izay mitahiry otrikaina. Io no mamelona ny tsimoka mandritra ny fivoarany sy, amin' ny karazan-javamaniry sasany, mandritra ny fitsimohany.