Taganrog
Fiseho
47°14′N 38°54′E / 47.233°N 38.900°E
| Taganrog | ||
| Velarantany | NC | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 257,681 | |
| Renivohitra | - | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Rostov oblast | |
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
Taganrog (rosiana: Таганро́г , okrainiana : Таганріг; Tahanrih) dia tanàna seranan-tsambo any atsimon'i
Rosia eo amoron'ny Ranomasin'i Azov eo am-bavan'ny Reniranon'i Don (ony) misy mponina 257.681 (hatramin'ny 14 Oktobra 2010). Ao amin'ny faritr'i Rostov no misy azy ary izy no tanàna faharoa lehibe indrindra ao amin'io faritra io aorian'i Rostov-on-Don.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Таганрог |