Hankany amin'ny vontoatiny

Tachybaptus ruficollis

Avy amin'i Wikipedia
Tachybaptus ruficollis

Ny Tachybaptus ruficollis dia karazam-borona an-drano ao amin' ny fianakaviana Podicipedidae. Ity vorona ity no karazana vivy madinika indrindra ao amin' ilay fianakaviana. Tsy toy ny vivy eorôpeana hafa izy, fa manatody indroa isan-taona. Vorona malina, ny Tachybaptus ruficollis dia monina amin' ny farihy, amin' ny dobo, amin' ny honahona na amin' ny heniheny izay manana morona misy vondron-javamaniry mikitroka.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]