Hankany amin'ny vontoatiny

Taavi Rõivas

Avy amin'i Wikipedia
Taavi Rõivas

Taavi Rõivas (teraka ny 26 Septambra 1979, tao Tallinn, Estonian SSR) dia mpanao politika Estoniana taloha. Mpikambana ao amin'ny Antoko Fanavaozana Estoniana liberaly (Estonianina: Eesti Reformierakond) izy, izay notarihiny hatramin'ny taona 2017.

Nanomboka ny 26 Martsa 2014 ka hatramin'ny 23 Novambra 2016, dia niasa ho Praiminisitra tao amin'ny Repoblikan'i  Estonia izy.

Praiministra Estonia

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Praiminisitra Estonia mpandimby
Andrus Ansip
2005-2014
Taavi Rõivas
2014-2016
Jüri Ratas
2016-2021