Suwon
Fiseho
37°15′N 127°00′E / 37.250°N 127.000°E
| Suwon | ||
| Velarantany | 121 km2 | |
| Isan'ny mponina | 1,235,022 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Gyeonggi-do | |
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
Suwon (koreana:수원시) no tanàna lehibe indrindra sy renivohitry ny Faritanin'i Gyeonggi-do any
Korea Atsimo. Any amin'ny 48 km atsimon'i Seoul no misy azy ary mifandray amin'ny tambajotra metro ao Seoul amin'ny alàlan'ny Line 1. Nandritra ny fiadiana ny amboara eran-tany FIFA 2002, dia lalao efatra no natao tao amin'ny kianja Suwon World Cup, izay nisokatra tamin'ny 13 May 2001.
Toekarena
[hanova | hanova ny fango]Samsung Electronics dia any Suwon no foibeny.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Suwon |