Hankany amin'ny vontoatiny

Sus barbatus

Avy amin'i Wikipedia
Sus barbatus

Ny Sus barbatus dia karazana biby mampinono akaiky ny kisoa ompiana, ao amin' ny fianakaviana Suidea. Azo amantarana azy ny volombavany misongadina. Hita any Azia Atsimo-Aatsinanana izy io: any Sumatra, any Borneo, any Saikinosin' i Malezia, ary any amin' ny nosy kely isan-karazany toy ny any amin' ny vondronosy Sulu, toa an' i Tawi-Tawi, izay misy ala mando sy ala honko.

Sus barbatus

Mipetraka anaty fianakaviana ny Sus barbatus. Afaka miteraka manomboka amin' ny faha-18 volana izy io, ary azo ampifanambadina amin' ny karazana sasany ao amin' ny fianakaviana Suidae.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]