Sus (vondron-karazana)
Fiseho
Ny Sus dia vondron-karazana biby mampinono Artiodactyla ao amin' ny fianakaviana Suidae. Avy amin' ny lambon' i Eorazia (Sus scrofa) ny kisoa, nefa voasokajy ho karazana misaraka ankehitriny.
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]Inty ny lisitry ny karazana ao amin' ny vondrona Sus ankehitriny araka ny Mammal Species of the Worl (Septembre 2017) sy ny ITIS (September 2017):
- Sus ahoenobarbus Huet, 1888 (any Filipina)
- Sus barbatus Müller, 1838 (any Filipina sy Indônezia ary Malezia)
- Sus bucculentus Heude, 1892 (any Laôsy sy Vietnamy)
- Sus cebifrons Heude, 1888 (any Filipina)
- Sus celebensis Müller and Schlegel, 1843 (any Indônezia, Timôro, nosy Florès)
- Sus oliveri Groves, 1997 (any Filipina)
- Sus domesticus Erxleben, 1777 (kisoa)
- Sus philippensis Nehring, 1886 (any Filipina)
- Sus scrofa Linnaeus, 1758
- Sus verrucosus Boie, 1832 (any Indônezia)