Strychnos nux-vomica
Fiseho


Ny Strychnos nux-vomica dia hazo ao amin' ny fianakaviana Loganiaceae, maniry any India sy any Azia Atsimo Atsinanana. Izy io dia hazo antonony izay maniry amin' ny toerana malalaka. Boribory lavalava mirefy 5–9 sm ny raviny, izay maitso mandavan-taona. Fantatra amin' ny maha loharano voajanaharin' ny strikninina (alkalôida) izay misy poizina be dia be.