Hankany amin'ny vontoatiny

Strepsirrhini

Avy amin'i Wikipedia
Strepsirrhini, avy any ambony, miankavanana: Lemur catta, Propithecus diadema, Daubentonia madagascariensis, Varecia variegata, Microcebus murinus, Darwinius masillae, Loris lydekkerianus, Otolemur garnettii

Ny Strepsirrhini dia zana-pilaharana ao amin' ny kilasin' ny Primates izay ahitana ny Lorisiformes sy ny Lemuriformes ary ny Chiromyiformes. Amin' ny ankapobeny dia biby mpihinana bibikely izy ireo izay manana rambo feno volo sy tarehy lava orona tsy misy volo sady mando (rhinarium) ary bory maso. Mifanohitra amin' izy ireo kosa ny Haplorrhini izay tsy manana orona maina fa tsy mando.

Indreto ny zafim-pilaharana sy ny fianakaviana ao aminy:

  • Lorisiformes
    • Lorisidae
    • Galagidae