Strelitziaceae

Ny Strelitziaceae dia fianakavian-javamaniry ao amin' ny filaharana Zingiberales, ahitana karazany 7 ao anatin' ny vondron-karazany 3. Izy ireo amin' ny ankapobeny dia zavamaniry misy taranjany (na rizôma) avy amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly toy ny Strelitzia reginae izay teratany any Afrika Atsimo na ny Ravenala madagascariensis (ravinala) tsy manam-paharoa sy famantarana an' i Madagasikara. Ireo zavamaniry ireo dia manana voniny izay sady lahy ny vavy. Amin' ny ankapobeny dia ny vorona (kilasy Aves) na ny ramanavy (filaharana Chiroptera) no miantoka ny famindrana ny vovobony.
Lisitry ny vondron-karazana sy ny karazana
[hanova | hanova ny fango]Lisitry ny vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny World Checklist of Selected Plant Families (WCSP) (22 Avr. 2010), ny Angiosperm Phylogeny Website (19 Mey 2010), ny National Center for Biotechnology Information (22 Avr. 2010) ary DELTA Angio (22 Avr. 2010):
- Phenakospermum Endl. (1833)
- Ravenala Scop. (1777)
- Strelitzia Aiton (1789)
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]
Inty ny lisitry ny karazana isaky ny vondron-karazana araka ny World Checklist of Selected Plant Families (WCSP) (22 avr. 2010):
- Phenakospermum Endl. (1833)
- Phenakospermum guyannense (A.Rich.) Endl. ex Miq. (1845)
- Ravenala Scop. (1777)
- Ravenala madagascariensis Sonn. (1782)
- Strelitzia Aiton (1789)
- Strelitzia alba (L.f.) Skeels (1912)
- Strelitzia caudata R.A.Dyer (1946)
- Strelitzia juncea (Ker Gawl.) Link (1821)
- Strelitzia nicolai Regel & K.Koch (1858)
- Strelitzia reginae Banks ex Aiton (1789)