Strelitzia reginae
Fiseho
Ny Strelitzia reginae dia karazana zavamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Strelitziaceae, maniry any amin' ny Faritanin' i Cape sy KwaZulu-Natal any Afrika Atsimo. Zavamaniry maharitra mihoatra ny roa taona izy io, ambolena betsaka noho ny voniny manaitra. Any amin' ny faritra manana toetany antonony dia zavamaniry fanao an-trano tian' ny olona izy io.