Sting
Fiseho
| Sting (Gordon Summer) | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Sting (Gordon Summer) | ||
| Teraka | 2 Oktobra 1951 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Endrika:Agletera | ||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
Sting, izay tena anarany dia Gordon Matthew Thomas Sumner (teraka ny 2 Oktobra 1951 tao Wallsend, Tyne and Wear,
Angletera), dia mpitendry mozika, mpamoron-kira ary mpilalao sarimihetsika britanika.
Na dia talohan'ny niasany irery aza dia efa fantatra ho mpihira sy mpitendry bass tao amin'ny tarika The Police izy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Sting |