Hankany amin'ny vontoatiny

Spondias dulcis

Avy amin'i Wikipedia
Spondias dulcis

Ny Spondias dulcis na Spondias cythera taloha, dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Anacardiaceae.

Voan' ny Spondias dulcis

Hazo fihinam-boa avy any Pôlinezia izy io ary ambolena any amin' ny tany mafana. Atao hoe sakoa na zevy na sakoamanga izy amin' ny teny malagasy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]