Hankany amin'ny vontoatiny

Sphagneticola

Avy amin'i Wikipedia
Sphagneticola trilobata

Ny Sphagneticola dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Asteraceae. Maniry isan-taona ny karazana ao aminy. Mandady midina amin' ny tany ny tahony.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]
  • Sphagneticola brachycarpa (Baker) Pruski
  • Sphagneticola calendulacea (L.) Pruski
  • Sphagneticola gracilis (L.C. Rich.) Pruski
  • Sphagneticola trilobata (Linnaeus) Pruski ← Wedelia trilobata (L.) Hitch.
  • Sphagneticola ulei O. Hoffmann

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]