Aller au contenu

Spôrôfita

Avy amin'i Wikipedia
Kisary mampiseho ny fifandimbiasam-taranaka eo amin' ny spôrôfita diplôida (eo ambany) sy ny gametôfita haplôida (eo ambony)

Ny spôrôfita dia dingana ao amin' ny tsingerin' ny fananahan' ny zavamaniry izay mamokatra spôra (mikrôspôra na mety ho makrôspôra), izay miparitaka na tsy miparitaka.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]