Solanum melongena

Ny baranjely na bana dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Solanaceae ao amin' ny filaharana Solanales, izay ambolena maneran-tany hahazoana ny voankazo azo hanina. Solanum melongena ny anarany ara-tsiansa. Ny voany, ilay matetika miloko volomparasy, dia ampiasaina ho legioma amin' ny fandrahoan-tsakafo. Zavamaniry teratany any Azia ny baranjely izay nanomboka novolena tamin' ny vanim-potoana talohan' ny tantara. Legioma voany ahitana fitambarana fenôlika betsaka sy alkalôida ny baranjely ka misy fiantraikany tsara amin' ny fampihenana ny hatavezan' ny tsinay sy ny kibo ny fihinanana azy.
Lisitry ny ovan-karazana
[hanova | hanova ny fango]
Inty ny lisitry ny ovan-karazan' ny baranjely araka ny Tropicos (28 Aogositra 2018) (mety misy amin' ireo anarana ireo ny mitovy zavatra tondroina) :
- Solanum melongena var. bomo
- Solanum melongena var. depressum L.
- Solanum melongena var. esculentum (Dunal) Nees
- Solanum melongena var. gawagwda
- Solanum melongena var. giganteum Dikii
- Solanum melongena var. globosi Dikii
- Solanum melongena var. inerme (Dunal) Hiern
- Solanum melongena var. insanum (L.) Prain
- Solanum melongena var. leucoum Dikii
- Solanum melongena var. melongena
- Solanum melongena var. nurki Baigan
- Solanum melongena var. racemiflorum Dikii
- Solanum melongena var. racemosum Dikii
- Solanum melongena var. serpentinum L.
- Solanum melongena var. stenoleucum Dikii
- Solanum melongena var. variegatum Dikii
- Solanum melongena var. violaceum Dikii
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Solanum aethiopicum
- Solanum macrocarpon -- angivibe