Aller au contenu

Solanum anguivi

Avy amin'i Wikipedia
Ravin' ny Solanum anguivi
Voan' ny Solanum anguivi

Ny Solanum anguivi dia zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Solanaceae, teratany any amin' ny faritra tsy maina aty Afrika. Izy io dia ampiiasaina amin' ny fitsaboana nentim-paharazana any India.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]