Solanaceae

Ny Solanaceae dia fianakavian-javamaniry roa ravintsimoka (Magnoliopsida) ao amin' ny filaharana Solanales, izay avy amin' ny vondron-karazana Solanum ny anarany. Zavamaniry ahitra, hazobotry, hazo na vahy manana ravina mifandimby, tsotra tsy misy ravim-poto-dravina izy ireo. Ahitana vondron-karazana zato eo ho eo ity fianakaviana ity izay mamondrona karazana 2 700 eo ho eo ary manana toeram-ponenana sy endrika ary ekôlôjia isan-karazany.
Hita amin' ny faritra rehetra manerana an' izao tontolo izao ity fianakaviana ity afa-tsy any Antarktika, fa ny karazana betsaka indrindra dia any Amerika Atsimo sy Amerika Afovoany. Ahitana karazan-javaabniry fanao sakafo manan-danja ara-toekarena lehibe toy ny ovy (Solanum tuberosum), ny voatabia (Solanum lycopersicum), ny baranjely (Solanum melongena) ary ny sakay sy ny sakaibe (Capsicum) ity fianakaviana ity.

Zavamaniry haingon-trano malaza maro no hita ao amin' ny Solanaceae: Petunia, Schizanthus, Salpiglossis ary Datura. Fantatra maneran-tany amin' ny fampiasana azy amin' ny fitsaboana, ny fiantraikany mahadomelina na ny fisian' ny poizina ao aminy ny karazana sasany, izay be alkalôida: Atropa belladonna, Solanum heterodoxum, Solanum rostratum, Brugmansia, Datura, Mandragora officinarum, Nicotiana tabacum (paraky).
Fanasokajiana anatiny
[hanova | hanova ny fango]Lisitry ny zana-pianakaviana
[hanova | hanova ny fango]Izao ny zana-pianakaviana araka ny Angiosperm Phylogeny Website (17 Marsa 2004):
- Cestroideae ahitana vondron-karazana 8 sy karazana 195 any Amerika
- Goetzeoideae ahitana vondron-karazana 4 sy karazana 7 any Antilia.
- Nicotianoideae ahitana vondron-karazana 8 sy karazana 125 any Aostralia sy any Amerika ary aty Afrika.
- Petunioideae ahitana ahitana vondron-karazana 13 sy karazana 160 any Amerika Afovoany sy Amerika Atsimo.
- Schizanthoideae ahitana vondron-karazana 1 sy karazana 12 any Sily.
- Schwenckioideae ahitana vondron-karazana 4 sy karazana 31 sy Amerika Atsimo.
- Solanoideae ahitana vondron-karazana 61 sy karazana 1 725 manerana izao tontolo izao.
Izao ny zana-pianakaviana araka ny Angiosperm Phylogeny Website (8 Jul 2010):
- Browallioideae
- Duckeodendron
- Goetzeoideae
- Nicotianoideae
- Petunioideae
- Schizanthoideae
- Schwenckioideae
- Solanoideae
Vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]- Acnistus Schott
- Anisodus Link ex Spreng.
- Anthocercis Labill.
- Anthotroche Endl.
- Archiphysalis Kuang
- Athenaea Sendtn.
- Atrichodendron Gagnep.
- Atropa L.
- Atropanthe Pascher
- Aureliana Sendtn.
- Benthamiella Speg.
- Bouchetia Dunal
- Brachistus Miers
- Browallia L.
- Brugmansia Pers.
- Brunfelsia L.
- Calibrachoa Cerv.
- Capsicum L.
- Cestrum L.
- Chamaesaracha (A.Gray) Bentham
- Coeloneurum Radlk.
- Combera Sandwith
- Crenidium Haegi
- Cuatresia Hunz.
- Cyphanthera Miers
- Cyphomandra Mart. ex Sendtn.
- Datura L.
- Deprea Rafinesque
- Discopodium Hochst.
- Dittostigma Phil.
- Duboisia R. Brown
- Duckeodendron
- Dunalia Kunth
- Espadaea A. Richard
- Exodeconus Rafinesque
- Fabiana Ruiz & Pavon
- Goetzea Wydler
- Grabowskia Schltdl.
- Grammosolen Haegi
- Hawkesiophyton Hunz.
- Hebecladus Miers
- Henoonia Griseb.
- Hunzikeria D'Arcy
- Hyoscyamus L.
- Iochroma Bentham
- Jaborosa Juss.
- Jaltomata Schltdl.
- Juanulloa Ruiz & Pavon
- Latua Phil.
- Leptoglossis Bentham
- Leucophysalis Rydb.
- Lycianthes (Dunal) Hassl.
- Lycium L.
- Lycopersicon Mill.
- Mandragora L.
- Margaranthus Schltdl.
- Markea Rich.
- Melananthus Walp.
- Mellissia J. D. Hooker
- Metternichia J.C.Mikan
- Nectouxia Kunth
- Nicandra Adans.
- Nicotiana L.
- Nierembergia Ruiz & Pavon
- Nolana L.f.
- Nothocestrum A.Gray
- Oryctes S.Watson
- Pantacantha Speg.
- Parabouchetia Baillon
- Pauia Deb & R.M.Dutta
- Petunia Juss.
- Phrodus Miers
- Physalis L.
- Physochlaina G.Don
- Plowmania Hunz. & Subils
- Protoschwenckia Soler.
- Przewalskia Maxim.
- Quincula Rafinesque
- Rahowardiana D'Arcy
- Reyesia Gay
- Salpichroa Miers
- Salpiglossis Ruiz & Pavon
- Saracha Ruiz & Pavon
- Schizanthus Ruiz & Pavon
- Schultesianthus Hunz.
- Schwenckiopsis Dammer
- Schwenckia L.
- Sclerophylax Miers
- Scopolia Jacq.
- Sessea Ruiz & Pavon
- Sesseopsis Hassl.
- Solandra Sw.
- Solanum L.
- Streptosolen Miers
- Symonanthus Haegi
- Trianaea Planchon & Linden
- Triguera Cavanilles
- Tubocapsicum Makino
- Vassobia Rusby
- Vestia Willd.
- Withania Pauquy
- Witheringia L'Her.