Hankany amin'ny vontoatiny

Soest

Avy amin'i Wikipedia

51°34′N 08°06′E / 51.567°N 8.100°E / 51.567; 8.100

Soest
-
Velarantany85,81 km2
Haavo
Isan'ny mponina47,776
Ben'ny tanàna
Firenena Alemaina
FanjakanaNordrhein-Westfalen
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaSoest

Soest no renivohitry ny distrika mitovy anarana ao amin'ny faritra ara-pitantanana Arnsberg any  Nordrhein-Westfalen.

Miorina eo anelanelan'i Dortmund sy Paderborn, ity tanàna ity dia manana mponina 47.776. Ankoatra ny foiben'ny tanàna izay manana mponina maherin'ny 40.000, ny mponina sisa tavela dia miparitaka manerana ny distrika manodidina.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]