Hankany amin'ny vontoatiny

Smolensk

Avy amin'i Wikipedia

54°47′N 32°0′E / 54.783°N 32.000°E / 54.783; 32.000

Smolensk
-
VelarantanyNC
Isan'ny mponina326,861
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Rosia
Fanjakana
FaritanySmolensk oblast
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Smolensk (rosiana: Смоленсk) dia tanàna rosiana ao amin'ny faritr'i Smolensk any andrefan'ny firenena akaikin'ny sisintany amin'i Belarosia. Ny isam-poniny dia 326.861.

jeografia Ny tanàna dia any amin'ny faritra eoropean'i Rosia eo amin'ny tendrony ambony amin'ny Reniranon'i Dniepr.