Aller au contenu

Silimanita

Avy amin'i Wikipedia
Silimanita

Ny silimanita dia karazana mineraly ao amin' ny vondrona silikata, manana raikipohy Al2O(SiO4) ahitana vy amin' ny fatrany bitika. Ao amin' ny tahiry abanin' ny tany misy azy, matetika izy io dia miseho amin' ny endrika mineraly fotsy, misy tsiraka (izany no niavian' ny anarany hafa hoe fibrôlita, satria ny hoe fibre dia midika hoe "tsiraka") ary mineraly miendrika fitambarana takelaka.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]