Hankany amin'ny vontoatiny

Sievierodonetsk

Avy amin'i Wikipedia

48°57′N 38°30′E / 48.950°N 38.500°E / 48.950; 38.500

Sievierodonetsk
-
Velarantany58 km2
Haavo
Isan'ny mponina99,067
Ben'ny tanàna
Firenena Okraina
Fanjakana
Faritany
FaritraLuhansk oblast
Tanàna mifanolo-bodirindrinaSievierodonetsk

Sievierodonetsk (Okrainiana: Сіверськодонецьк,) na Severodonetsk dia tanàna iray ao amin'ny Faritra Luhansk, atsinanan'i  Okraina.

Any avaratra atsinanan'ny morony havia amin'ny reniranon'i Donets no misy azy ary eo amin'ny 110 km eo ho eo avaratra andrefana miala ny foibem-pitantanan'ny faritra, Luhansk oblast. Mifanatrika amin'i Lysychansk mifanila aminy i Sievierodonetsk eo ampitan'ny renirano.

Ny tanàna, izay avy amin'ny renirano voalaza etsy ambony ny anarany, dia nanana mponina 99.067 (tombana tamin'ny 2022)