Sida rhombifolia
Fiseho

Ny Sida rhombifolia dia karazana zavamaniry roa ravin-tsimoka, ao amin' ny fianakaviana Malvaceae, zana-pianakaviana Malvoideae, teratany any amin' ny faritra mafana ao amin' ny Tontolo Tranainy. Izy ireo dia zavamaniry ahitra na kirihitra izay mahatratra 2 metatra ny haavony.
Ity karazany ity dia hita any amin' ny faritra mafana ary saika hita any amin' ny firenena rehetra aty Afrika trôpikaly sy any Azia Atsimo. Ny zavamaniry dia ambolena hahazoana tsiraka izy io aty Afrika, any India, any Aostralia ary any Amerika.