Seza
Fiseho
Ny seza dia fitaovana ampiasaina hipetrahana, ahitana fipetrahana, sisiny (iray na roa), ary indraindray misy tohana an-damosina. Ampiasaina amin’ny toerana maro izy, toy ny trano, lapan'ny fivoriana, sekoly[1], fiangonana, ary fiara.