Hankany amin'ny vontoatiny

Seriôma

Avy amin'i Wikipedia
Seriôma

Ny seriôma dia metaly volon-davenona mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Ce izy sy manana laharana atômika 58 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 6,77 mg/sm3.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]