Hankany amin'ny vontoatiny

Seret (renirano)

Avy amin'i Wikipedia
Seret sy Dniestr

Ny Seret (okrainiana: Серéт) dia sakeli-drano ankavian'ny Dniestr izay mamakivaky ny Faritra Ternopil any  Okraina. Mirefy 248 kilometatra ny halavany ary 3,900 kilaometatra toradroa ny velaran-tany misy azy. Ny tanànan'i Ternopil, Terebovlia ary Chortkiv dia mipetraka eo amoron'ny renirano.

Ny sasany tamin'ireo ady nandriaka indrindra tamin'ny Ady Lehibe I dia nitranga teo amoron'ny Seret.