Hankany amin'ny vontoatiny

Senecio

Avy amin'i Wikipedia
Senecio madagascariensis

Ny Senecio dia vondron-karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Asteraceae, ao amin' ny filaharana Asterales. Ny vondron-karazana Senecio dia anisan' ny lehibe indrindra amin' ny zavamaniry mamony (Angiospermae). Ny Plants of the World Online dia manaiky karazana 1 482 amin' izao fotoana izao.

Filôjenia

[hanova | hanova ny fango]
Senecio serpens

Tamin' ny taona 2007 dia vondron-karazana maro sy ny fokon-javamaniry iray manontolo no nila fanavaozana. Karazana maro amin' izao fotoana izao ao amin' ilay vondron-karazana no mila afindra amin' ny vondron-karazana hafa na vaovao, ary ny hafa dia nafindra tao amin' ny Senecio. Ao amin' ny famaritana vaovao io vondron-karazana io dia mbola tsy mônôfiletika.

Senecio barbertonicus

Ireto vondron-karazana manaraka ireto dia eken' ny Plants of the World Online amin' izao fotoana izao, ary misy karazana izay tafiditra ao na ao anatin' ny Senecio:

  • Aetheolaena Cass.
  • Antillanthus B.Nord.
  • Barkleyanthus H.Rob. & Brettell
  • Bethencourtia Choisy (= Canariothamnus B.Nord.)
  • Brachyglottis J.R.Forst. & G.Forst.
  • Curio P.V.Heath
  • Dauresia B.Nord. & Pelser
  • Dendrophorbium C.Jeffrey
  • Dendrosenecio (Hauman ex Hedberg) B.Nord.
  • Dorobaea Cass.
  • Dresslerothamnus H.Rob.
  • Elekmania B.Nord.
  • Hasteola Raf.
  • Herreranthus B.Nord.
  • Hubertia Bory
  • Iocenes B.Nord.
  • Jacobaea Mill.
  • Leonis B.Nord.
  • Ligularia Cass.
  • Lundinia B.Nord.
  • Mesogramma DC.
  • Monticalia C.Jeffrey
  • Nelsonianthus H.Rob. & Brettell
  • Nesampelos B.Nord., nom. inval.
  • Oldfeltia B.Nord. & Lundin
  • Packera Á.Löve & D.Löve
  • Pentacalia Cass.
  • Pippenalia McVaugh
  • Pittocaulon H.Rob. & Brettell
  • Pojarkovia Askerova
  • Psacaliopsis H.Rob. & Brettell
  • Pseudogynoxys (Greenm.) Cabrera
  • Robinsonia DC. (synonym Vendredia Baill.)
  • Roldana La Llave
  • Sinosenecio B.Nord.
  • Synotis (C.B.Clarke) C.Jeffrey & Y.L.Chen
  • Telanthophora H.Rob. & Brettell
  • Tephroseris (Rchb.) Rchb.
  • Zemisia B.Nord.

Karazana nofantenana

[hanova | hanova ny fango]
Senecio haworthii
Senecio vulgaris (voniny sy voany)

Manaiky karazana 1 482 amin' izao fotoana izao ny Plants of the World Online., fa ireto karazana eto ambany ireto kosa dia karazana nofantenana:

  • Senecio ampullaceus Hook.
  • Senecio angulatus L.f.
  • Senecio antisanae Benth.
  • Senecio arborescens
  • Senecio barbertonicus Klatt
  • Senecio bigelovii A.Gray
  • Senecio brasiliensis (Spreng.) Less.
  • Senecio cambrensis Rosser
  • Senecio candicans Wall. ex DC.
  • Senecio casapaltensis Ball (= Senecio sanmarcosensis H.Beltrán)
  • Senecio crassissimus Humbert
  • Senecio elegans L.
  • Senecio falklandicus Hook.f.
  • Senecio flaccidus Less.
  • Senecio gallicus Vill. ex Chaix
  • Senecio glaucus L.
  • Senecio howeanus Belcher
  • Senecio inaequidens DC.
  • Senecio iscoensis Hieron.
  • Senecio keniophytum R.E.Fr.
  • Senecio lamarckianus Bullock
  • Senecio leucanthemifolius Poir.
  • Senecio macroglossus DC.
  • Senecio madagascariensis Poir. — Madagasikara
  • Senecio neowbsteri S.F.Blake
  • Senecio oxyriifolius DC. (synonym Senecio tropaeolifolius)
  • Senecio patagonicus Hook. & Arn.
  • Senecio pauciradiatus Belcher
  • Senecio pokohinuensis (de Lange & B.G.Murray) de Lange
  • Senecio pulcher Hook. & Arn.
  • Senecio scandens Buch.-Ham. ex D.Don
  • Senecio squalidus L.
  • Senecio triangularis Hook.
  • Senecio vaginatus Hook. & Arn.
  • Senecio vernalis Waldst. & Kit.
  • Senecio viscosus L.
  • Senecio vulgaris L.

Karazana tao amin' ny Senecio taloha (lisitra ampahany)

  • Brachyglottis greyi (←Senecio greyi)
  • Pericallis × hybrida (←Senecio cruentus)
  • Rugelia nudicaulis
  • Telanthophora grandifolia (Less.) H.Rob. & Brettell (←Senecio grandifolius Less.)
  • Tephroseris papposa (Rchb.) Schur (←Senecio papposus)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]