Scutia
Fiseho

Ny Scutia dia vondron-karazan-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Rhamnaceae, teratany any Galápagos, Amerika Atsimo, atsy Afrika, eto Madagasikara, ao amin' ireo nosy Maskarena, ao amin' ny Zana-kôntinenta Indiana, any Srilanka, any Sina Atsimo ary Azia Atsimo Atsinanana. Hazobotry na hazo madinika izy ireo.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]
Ny karazana ekena amin' izao fotoana izao dia ahitana an' ireto:
- Scutia arenicola (Casar.) Reissek
- Scutia buxifolia Reissek
- Scutia colombiana M.C.Johnst.
- Scutia myrtina (Burm.f.) Kurz
- Scutia spicata (Humb. & Bonpl. ex Schult.) Weberb.
Ny karazana Scutia myrtina dia atao hoe fanalaloza na sety amin' ny teny malagasy.