Hankany amin'ny vontoatiny

Sclerocarya

Avy amin'i Wikipedia
Sclerocarya birrea

Ny Sclerocarya dia vondron-karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Anacardiaceae, ao amin' ny filaharana Sapindales, miavaka noho ny raviny izay foronin' ny fitambarana zana-pelana mitambatra, matetika diôika, sy ny voany manana taolany mafy. Ity vondron-karazana ity dia teratany any Afrika trôpikaly sy sobtrôpikaly hatra aty Madagasikara. Atao hoe sakoa ny karazana ao aminy nefa antsoina amin' io anarana io koa ny karazana sasany ao amin' ny vondron-karazana Poupartia.

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]
Sclerocarya birrea subsp afra

Ny karazana ao amin' ny dia tao amin' ny Poupartia teo aloha.

Lisitry ny karazana sy ny zana-karazana

[hanova | hanova ny fango]
Voan-tsakoa (Sclerocarya birrea subsp afra)

Manana karazana roa ny vondron-karazana Sclerocarya:

  • Sclerocarya gillettii Kokwaro —(Kenia atsinanana)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]