Ny Schilling Aotrisy dia ny volan'ny Aotrisy nanomboka tamin'ny 1925 ka hatramin'ny 1938 ary nanomboka tamin'ny 1953 ka hatramin'ny 2002, rehefa nosoloina euro. Nizara ho 100 groschen ny schilling.