Savazoro
Aller à la navigation
Aller à la recherche

Sary maneho ny savazoro iray (d) ao amin' ny goba.
Ny savazoro dia kantsana (tsipika mahitsy) miala avy amin' ny zoro iray mankamin' ny zoro iray hafa ao amin' ny marolafy na ny marozorondemaka iray. Mitombo isa arakaraka ny isan' ny lafy na ny tava ny savazoron' ny marolafy. Ny telolafy, ohatra, manana savazoro telo, fa ny efadafy mahazatra toy ny efamira sy ny mahitsizoro kosa manana efatra.