Aller au contenu

Satrana

Avy amin'i Wikipedia
Satrana (Bismarckia nobilis)

Ny Bismarckia dia vondron-karazan-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Arecaceae ka ny satrana (Bismarckia nobilis) no hany karazana ao amin' io vondrona io ary tsy misy afa-tsy any amin' ny faritra andrefana sy avaratr' i Madagasikara, izay maniry eny amin' ny tany malalaka. Ny Bismarckia nobilis dia maniry betsaka any amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly manerana izao tontolo izao.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]