Sary:Ambohidrabiby et le nouvel an malgache.JPG

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Rakitra niaviana(2 048 × 1 536 teboka, haben'ilay rakitra : 1,61 Mio, endrika MIME : image/jpeg)

Avy amin'i Wikimedia Commons io rakitra io ary mety ampiasain'ny tetikasa hafa. Aseho eo ambany ny famisavisana ilay rakitra.

Ambangovangony

Visavisa
Français : C'est à Ambohidrabiby qu'à lieu la première célébration officielle du nouvel an sous le règne de Ralambo en 1575 ap Jc. Première capitale du royaume merina, Ambohidrabiby figure parmi les 12 collines saintes des royaumes merina et du royaume de Madagascar. De nos jours encore, à chaque première lune la plus proche de l'équinoxe du 21 mars ou tsinambolan'alahamady, les natifs d'Ambohidrabiby y organise la célébration du nouvel an malgache ou taombaovao malgache
Malagasy : Teo Ambohidrabiby no nankalazaina voalohany tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny taona 1575 ny taombaovao ka alahamadibe no niantsoana izany fankalazana izany izay ny mpanjaka Ralambo no namorina azy. Ny mpanjaka Ralambo dia ao Ambohidrabiby ny fasany. Ambohidrabiby no renivohitry ny fanjakan'i Ralambo ary rehefa mankalaza ny taombaovao fahizay dia eo Ambohidrabiby no mankalaza voalohany toy ny mandrehitra afo tsy maty sy mamono omby vao mahazo mankalaza ny vohitra sy tanàna sisa. Ambohidrabiby koa dia isan'ny ireo tendrombohitra 12 masina tamin'ny fanjakana merina sy fanjakan'i Madagasikara satria misy ny fasan'ny 12 manjaka izy dia ny fasan'i Mpanjaka Rabiby sy ny mpanjaka Ralambo. Ambohidrabiby koa no natao hoe " Hasin'Imerina" satria ao Ambohidrabiby no misy ny hasina fototry ny fanjakana merina, ny hasina dia hery tsy hita maso avy amin'Andriamanitra sy ny razana sy ny tontolo. Ankehitrio, isaiky ny tsinambolan'ny alahamady izay andro voalohany amin'ny taona malagasy (mifanandrify amin'ny andro tsinambolana akaiky indrindra ny ekinoksa ny 21 mars amin'ny calendrier gregoriana) dia misy hatrany ny fankalazana ny taombaovao malagasy eo ambohidrabiby izay karakarain'ny taranaka ambohidrabiby
English: Ambohidrabiby, Malagasy new year
Daty
Loharano Asan'ny tena
Mpamorona azy Alahamady

Navoaka tambanin'ny lisansy

Moi, en tant que détenteur des droits d’auteur sur cette œuvre, je la publie sous la licence suivante :
w:fr:Creative Commons
mahalala ny namorona azy voalohany zaraina mitovy
Azonao am-palalahana:
  • ny mizara – ny mandika, mizara sy manome ity vokatr'asa ity
  • ny mamerina – ny manova ity vokatr'asa ity
Raha manaraka ireo fepetra ireo :
  • mahalala ny namorona azy voalohany – Tsy maintsy manome fampahalalana arifomba momba ny mpamorona ianao, manome rohy manondro ny fahazoan'alalana ary raha nisy fiovana natao. Azonao atao amin'izay fomba rehetra azo atao izany zavatra izany, fa tsy amin'ny fomba milaza hoe manohana na manaiky ny fampiasanao an'ilay asa ilay mpamorona.
  • zaraina mitovy – Raha manova, mamadika na mifototra amin'ity asa ity ianao dia tsy maintsy mizara ny vokany amin'ny lisansa mitovy na mifandraika amin'ny lisansan'ny asa niaviana.

Légendes

Ajoutez en une ligne la description de ce que représente ce fichier

Éléments décrits dans ce fichier

dépeint Frantsay

Valeur sans élément de Wikidata

18 Oktobra 2015

type MIME Frantsay

image/jpeg

0802335060472f3eb89de10db62886313d7b0531

méthode de détermination Frantsay : SHA-1 Frantsay

1 687 161 octet

hauteur Frantsay

1 536 pixel

largeur Frantsay

2 048 pixel

Tantara ny rakitra

Tsindrio eo amin'ny daty/ora iray mba hijery ny toetra n'ilay rakitra tamin'io fotoana io.

Daty sy orasaritapakaHabeMpikambanaresaka
ankehitriny2 Janoary 2016 à 13:16Vignette ho an'ny 2 Janoary 2016 à 13:162 048 × 1 536 (1,61 Mio)AlahamadyUser created page with UploadWizard

Mampiasa ity rakitra ity io pejy io:

Fampiasan-drakitra maneran-tontolo

Mampiasa ity rakitra ity ireo wiki hafa ireo:

Metadata