Hankany amin'ny vontoatiny

Sapotaceae

Avy amin'i Wikipedia
Voan' ny Manilkara zapota na Pouteria sapota

Ny Sapotaceae dia fianakavian-javamaniry mamony, dikôtiledôna ao amin' ny filaharana Ericales, izay, araka ny fanasokajiana filôjenetika, dia ahitana karazana 1 273 hatramin' ny 2 035 eo ho eo izay mitsinjara amin' ny vondron-karazana 54 hatramin' ny 313. Hazo na hazobotry manana ravina maitso maharitra, maniry any amin' ny faritra mafana izy ireo. Izy ireo amin' ny ankapobeny dia misy fihary mamoaka lateksa. Ireto ny vondron-karazana sasany misy eto Madagasikara: Capurodendron (ahitana ny karazana Capurodendron ankaranense sy Capurodendron rubrocostatum), Labramia (ahitana ny karazana Labramia bojeri, Labramia boivinii, Labramia ankaranaensis, Labramia sambiranensis), Manilkara (ahitana ny karazana Manilkara capuronii, Manilkara sohihy, Manilkara perrieri, Manilkara boivinii) ary Mimusops (ahitana ny karazana Mimusops commersonii).

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny vondron-karazana miisa 74 araka ny Plants of the World Online:

  • Abebaia Baehni
  • Achrouteria Eyma
  • Amorphospermum F.Muell.
  • Aningeria Aubrév. & Pellegr.
  • Aubregrinia Heine
  • Aulandra H.J.Lam
  • Autranella A.Chev.
  • Baillonella Pierre
  • Bemangidia L.Gaut.
  • Breviea Aubrév. & Pellegr.
  • Burckella Pierre
  • Capurodendron Aubrév.
  • Chloroluma Baill.
  • Chromolucuma Ducke
  • Chrysophyllum L.
  • Cornuella Pierre
  • Delpydora Pierre
  • Diploknema Pierre
  • Diploon Cronquist
  • Donella Pierre ex Baill.
  • Eberhardtia Lecomte
  • Ecclinusa Mart.
  • Elaeoluma Baill.
  • Englerella Pierre
  • Englerophytum K.Krause
  • Gambeya Pierre
  • Gayella Pierre
  • Gluema Aubrév. & Pellegr.
  • Inhambanella Dubard
  • Isonandra Wight
  • Labatia Sw.
  • Labourdonnaisia Bojer
  • Labramia A.DC.
  • Lecomtedoxa Dubard
  • Letestua Lecomte
  • Lucuma Molina
  • Madhuca Buch.-Ham. ex J.F.Gmel.
  • Magodendron Vink
  • Malacantha Pierre
  • Manilkara Adans.
  • Martiusella Pierre
  • Micropholis (Griseb.) Pierre
  • Mimusops L.
  • Nemaluma Baill.
  • Neohemsleya T.D.Penn.
  • Neolemonniera Heine
  • Niemeyera F.Muell.
  • Northia Hook.f.
  • Omphalocarpum P.Beauv.
  • Palaquium Blanco
  • Payena A.DC.
  • Peteniodendron Lundell
  • Pichonia Pierre
  • Planchonella Pierre
  • Pleioluma (Baill.) Baehni
  • Pouteria Aubl.
  • Pradosia Liais
  • Prieurella Pierre
  • Pycnandra Benth.
  • Ragala Pierre
  • Sahulia Swenson
  • Sarcaulus Radlk.
  • Sarcosperma Hook.f.
  • Sersalisia R.Br.
  • Sideroxylon L.
  • Spiniluma (Baill.) Aubrév.
  • Synsepalum (A.DC.) Daniell
  • Tieghemella Pierre
  • Tridesmostemon Engl.
  • Tsebona Capuron
  • Van-royena Aubrév.
  • Vitellaria C.F.Gaertn.
  • Vitellariopsis (Baill.) Dubard
  • Xantolis Raf.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Fianakavian-javamaniry hafa: